The Holy See
back up
Search
riga

FANOROAM-PEJY

[pdf]

TENY FANOLORANA

Fitanisana ny fanafohezan-teny
Lalàm-panorenana apôstôlika  (Fidei depositum)

 

Teny mialoha

I. Ny fiainan’ny olombelona - mahalala sy mitia an’Andriamanitra (1-3)
II. Mampita ny finoana - ny katesezy (4-10)
III. Ny kendrena sy ny olona andefasana an’ity Katesizy ity (11-12)
IV. Ny firafitr’ity Katesizy ity (13-17)
V. Torolalana arahina amin’ny fampiasana an’ity Katesizy ity (18-22)
VI. Ny fampisahaza ilaina (23-25)

Fizarana  voalohany
Ny fiekem-pinoana

SAMPANA VOALOHANY :  “Izaho mino”   -  “Inoanay” (26)

Toko voalohany : “Afaka mahatakatra an-tsaina” an’Andriamanitra, ny olombelona

I.  Ny faniriana an’Andriamanitra (27-30)
II. Ny lalana mankamin’ny fahalalana an’Andriamanitra (31-35)
III. Ny fahalalana an’Andriamanitra araka ny  Fiangonana (36-38)
IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra ? (39-49)

Toko faharoa : Ny fihaonan’Andriamanitra amin’ny olombelona (50)

Andalana 1. Ny Fanambaràn’Andriamanitra  

I. Andriamanitra manambara ny “fandaharany feno fitiavana” (51-53)
II. Ny dingan’ny Fanambaràna (54-64)
III. I Kristy Jesoa - “Mpanelanelana sy Hafenoan’ny Fanambaràna manontolo” (65-73)

Andalana 2. Ny fampitana ny Fanambaràn’Andriamanitra (74)

I. Ny Lovam-pampianarana avy amin’ny apôstôly (75-79)
II. Ny fifandraisan’ny Lovam-pampianarana sy ny Soratra Masina (80-83)
III. Ny fivoasana ny lovam-pinoana (84-100)

Andalana 3. Ny Soratra Masina

I. I  Kristy - Teny tokan’ny Soratra Masina  (101-104)
II. Fitsilovana sy fahamarinan’ny Soratra Masina  (105-108)
III. Ny Fanahy Masina, mpivaofy ny Soratra Masina  (109-119)
IV. Ny Lisitry ny boky mirakitra Soratra Masina  (120-130)
V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana (131-141)

Toko fahatelo : Ny valin-tenin’ny olombelona amin’Andriamanitra (142-143)

Andalana 1. Izaho mino

I. Ny fanekena amim-pinoana (144-149)
II. “Fantatro ilay izay inoako” (150-152)
III. Ny toetra mampiavaka ny finoana (153-165)

Andalana 2. Mino isika (166-167)

I. “Jereo, ry Tompo, ny finoan’ny Fiangonanao” (168-169)
II. Ny fiteny ilazana ny finoana (170-171)
III. Iray ihany ny finoana (172-184)

Ny Izaho mino 

SAMPANA FAHAROA : “Ny fiekem-pinoana kristianina” - “Ny Sembolin’ny finoana” (185-197)

Toko voalohany : Izaho mino an’Andriamanitra Ray (198)

Andalana 1. “Izaho mino an’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra, Mpahary ny lanitra sy ny tany” (199)

Paragrafy 1. Izaho mino an’Andriamanitra

I. “Izaho mino an’Andriamanitra tokana” (200-202)
II. Manambara ny anarany Andriamanitra (203-213)
III. Andriamanitra, “Ilay Misy”, dia Fahamarinana sy Fitiavana (214-221)
IV. Ny vokatry ny finoana an’Andriamanitra Tokana (222-231)

Paragrafy 2. Ny Ray

I. “Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina” (232-237)
II. Ny fanambaràna an’Andriamanitra ho Trinite (238-248)
III. Ny Trinite Masina araka ny fitambaram-pampianaram-pinoana (249-256)
IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahan’ny Trinite Masina  (257-267)

Paragrafy 3. Ilay Mahefa ny zavatra rehetra (268-278)

Paragrafy 4. Ny Mpahary (279-281)

I. Ny katesezy momba ny fahariana (282-289)
II. Ny fahariana - tsanganasan’ny Trinite Masina  (290-292)
III. “Noarìna ho Voninahitr’Andriamanitra izao tontolo izao” (293-294)
IV. Ny misterin’ny fahariana (295-301)
V. Manatanteraka ny fandaharany Andriamanitra : ny fitahian’Andriamanitra (302-324)

Paragrafy 5. Ny lanitra sy ny tany (325-327)

I. Ny anjely (328-336)
II. Ny tontolo hita maso (337-354)

Paragrafy 6. Ny olombelona (355)

I. “Mitovy endrika amin’Andriamanitra” (356-361)
II. “Vatana amam-panahy iray tsy mivaky ny olombelona” (362-368)
III. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo” (369-373)
IV. Ny olombelona tao am-Paradisa (374-384)

Paragrafy 7. Ny fahalavoana (385)

I. Ao amin’izay nahabe dia be ny fahotana no nihoa-pampana ny fahasoavana (386-390)
II. Ny fahalavoan’ny anjely (391-395)
III. Ny fahotana tamin’ny fototra (396-409)
IV. “Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy” (410-421)

Toko faharoa : Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra (422-429)

Andalana 2. “Mino an’i Jesoa-Kristy, Zanany tokana, Tompontsika”

I. Jesoa  (430-435)
II. Kristy  (436-440)
III. Zanaka Lahitokan’Andriamanitra (441-445)
IV. Tompo  (446-455)

Andalana 3. “Noforonin’ny Fanahy Masina i Jesoa-Kristy, naterak’i Maria Virjiny”

Paragrafy 1 : Tonga olombelona ny Zanak’Andriamanitra  

I. Nahoana ny Teny no tonga Nofo ?  (456-460)
II. Ny Fahatongavana ho nofo (461-463)
III. Tena Andriamanitra tokoa sady tena olombelona tokoa (464-469)
IV. Ahoana no maha-olombelona ny Zanak’Andriamanitra ?  (470-483)

Paragrafy 2. “… Noforonin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virjiny”

I. Noforonin’ny Fanahy Masina (484-486)
II. … Naterak’ i Maria Virjiny (487-511)

Paragrafy 3. Ny misterin’ny fiainan’i Kristy (512-513)

I. Mistery avokoa ny fiainan’i Kristy (514-521)
II. Ny misterin’ny fahazazana sy ny fiainana miafin’i Jesoa  (522-534)
III. Ny misterin’ny fiainan’i Jesoa ampahibemaso (535-570)

Andalana 4. “Nijaly i Jesoa faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana tamin’ny Hazofijaliana, maty dia  nalevina” (571-573)

Paragrafy 1. Jesoa sy Israely  (574-576)

I. I Jesoa sy ny Lalàna  (577-582)
II. I Jesoa sy ny Tempoly  (583-586)
III. I Jesoa sy ny finoan’i Israely an’Andriamanitra Tokana sady Mpamonjy (587-594)

Paragrafy 2. Maty nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana i Jesoa

I. Ny fiampangana an’i Jesoa  teo amin’ny fitsaràna (595-598)
II. Ny fahafatesam-panavotan’i Kristy ao amin’ny fandaharam-pamonjen’Andriamanitra (599-605)
III. Nanolotra ny Tenany tamin-dRainy i Kristy noho ny fahotantsika (606-623)

Paragrafy 3. Nalevina i Jesoa-Kristy (624-630)

Andalana 5. “Nidina tany ambanin’ny tany i Jesoa-Kristy, ary nitsangana tamin’ny maty, tamin’ny andro fahatelo” (631)

Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy (632-637)

Paragrafy 2. Nitsangana tamin’ny maty Izy, tamin’ny andro fahatelo (638)

I. Ny zava-niseho ara-tantara mihoatra ny tsapa sy ny hita (639-647)
II. Ny Fitsanganan-ko velona - tsanganasan’ny Trinite Masina (648-650)
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona (651-658)

Andalana 6. “Niakatra any an-danitra i Jesoa, mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” (659-667)

Andalana 7. “Avy any Izy mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty”

I. Hiverina amim-boninahitra Izy  (668-677)
II. Mba hitsara ny velona sy ny maty (678-682)

Toko fahatelo : Izaho mino ny Fanahy Masina  (683-686)

Andalana 8. “Izaho mino ny Fanahy Masina” (687-688)

I. Ny iraka iraisan’ny Zanaka sy ny Fanahy (689-690)
II. Anaran-tsamirery, anaram-piantsoana ary fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina (691-701)
III. Ny Fanahy sy ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny andron’ny fampanantenana (702-716)
IV. Ny Fanahin’i Kristy ao amin’ny hafenoan’ny fotoana (717-730)
V. Ny Fanahy sy ny Fiangonana amin’ny fotoana farany (731-747)

Andalana 9. “Izaho mino ny Fiangonana Masina katôlika” (748-750)

Paragrafy 1. Ny Fiangonana ao amin’ny fandaharan’Andriamanitra  

I. Ny anarana sy ny sary an’ohatra ny Fiangonana (751-757)
II. Fiandohana, fanorenana ary fanirahana ny Fiangonana (758-769)
III. Ny misterin’ny Fiangonana (770-780)

Paragrafy 2. Ny Fiangonana - Vahoakan’Andriamanitra, Vatan’i Kristy, Tempolin’ny Fanahy Masina

I. Ny Fiangonana - Vahoakan’Andriamanitra (781-786)
II. Ny Fiangonana - Vatan’i Kristy (787-796)
III. Ny Fiangonana  - Tempolin’ny Fanahy Masina (797-810)

Paragrafy 3. Iray, masina, katôlika ary apôstôlika ny Fiangonana (811-812)

I. Iray ny Fiangonana (813-822)
II. Masina ny Fiangonana (823-829)
III. Katôlika ny Fiangonana (830-856)
IV. Apôstôlika ny Fiangonana (857-870)

Paragrafy 4. Ny mpinon’i Kristy - Ambaratongam-pitondrana, lahika, fanokanam-piainana (871-873)

I. Fanorenana ny ambaratongam-pitondrana ny Fiangonana (874-896)
II. Ny mpino lahika (897-913)
III. Ny fanokanam-piainana (914-945)

Paragrafy 5. Ny fiombonan’ny olomasina (946-948)

I. Ny fiombonana amin’ny harem-panahy (949-953)
II. Ny fiombonan’ny Fiangonan’ny lanitra sy ny tany (954-962)

Paragrafy 6. I Maria - Renin’i Kristy, Renin’ny Fiangonana (963)

I. Ny maha-Renin’ny Fiangonana an’i Maria (964-970)
II. Ny fanajana am-bavaka an’i Virjiny Masina (971)
III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any (972-975)

Andalana 10. “Izaho mino ny famelana ny fahotana” (976)

I. Batemy tokana ho amin’ny famelana ny fahotana (977-980)
II. Ny fahefan’ny fanalahidy (981-987)

Andalana 11. “Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty” (988-991)

I. Ny fitsanganan’i Kristy ho velona sy ny antsika (992-1004)
II. Maty ao amin’i Kristy Jesoa  (1005-1019)

Andalana 12. “Izaho mino ny fiainana mandrakizay” (1020)

I. Ny fitsaràna ny tsirairay manokana (1021-1022)
II. Ny lanitra (1023-1029)
III. Ny fandiovana farany na Afofandiovana (1030-1032)
IV. Ny afobe (1033-1037)
V. Ny Fitsaràna farany (1038-1041)
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao (1042-1060)
“Amena”
(1061-1065)

Fizarana faharoa
Ny fankalazana  ny  mistery  kristianina
 (1066-1075)

SAMPANA VOALOHANY : Ny fitantanam-pamonjena ara-tsakramenta  (1076)

Toko voalohany : “Ny misterin’ny Paka ao amin’ny vanim-potoanan’ny Fiangonana”

Andalana 1. Ny litorzia - tsanganasan’ny Trinite Masina

I. Ny Ray,  loharano ipoirana sy tanjona iafaran’ny litorzia (1077-1083)
II. Ny tsanganasan’i Kristy ao amin’ny litorzia (1084-1090)
III. Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana ao amin’ny litorzia (1091-1112)

Andalana 2. Ny misterin’ny Paka ao amin’ny sakramentan’ny Fiangonana (1113)

I. Ny sakramentan’i Kristy (1114-1116)
II. Ireo sakramentan’ny Fiangonana (1117-1121)
III. Ny sakramentan’ny finoana (1122-1126)
IV. Ny sakramentam-pamonjena (1127-1129)
V. Ny sakramentan’ny fiainana mandrakizay (1130-1134)

Toko faharoa  : Ny fankalazana ara-tsakramenta ny misterin’ny Paka  (1135)

Andalana 1. Mankalaza ny litorzian’ny Fiangonana  

I. Iza no mankalaza ? (1136-1144)
II. Atao ahoana ny fankalaza ? (1145-1162)
III. Rahoviana no mankalaza ? (1163-1178)
IV. Aiza no mankalaza ? (1179-1199)

Andalana 2. Ny faha-samihafa litorzika sy ny maha-iray ny mistery (1200-1209)

SAMPANA FAHAROA : Ny sakramenta fito an’ny Fiangonana (1210-1211)

Toko voalohany : Ny sakramenta firosoana ho kristianina (1212)

Andalana 1. Ny sakramentan’ny Batemy (1213)

I. Ahoana no iantsoana ity sakramenta ity ? (1214-1216)
II. Ny Batemy ao amin’ny fitantanam-pamonjena (1217-1228)
III. Ahoana ny fomba ankalazana ny sakramentan’ny Batemy ? (1229-1245)
IV. Iza no mahazo mandray ny Batemy ? (1246-1255)
V. Iza no mahazo manao Batemy ? (1256)
VI. Ny ilana ny Batemy (1257-1261)
VII. Ny fahasoavan’ny Batemy (1262-1284)

Andalana 2. Ny sakramentan’ny Fankaherezana (1285)

I. Ny Fankaherezana ao amin’ny fitantanam-pamonjena (1286-1292)
II. Ireo famantarana sy ny fombam-pivavahana amin’ny Fankaherezana (1293-1301)
III. Ny vokatry ny Fankaherezana (1302-1305)
IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? (1306-1311)
V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana (1312-1321)

Andalana 3. Ny sakramentan’ny Eokaristia (1322-1323)

I. Ny Eokaristia - loharano sy tampon’ny fiainan’ny Fiangonana (1324-1327)
II. Ahoana no iantsoana ity sakramenta ity ? (1328-1332)
III. Ny Eokaristia ao amin’ny fitantanam-pamonjena (1333-1344)
IV. Ny fankalazana ara-litorzia ny Eokaristia (1345-1355)
V. Ny sorona ara-tsakramenta : fisaorana, tsangambato fahatsiarovana, fisiana maha-eo (1356-1381)
VI. Ny fanasam-be momba ny Paka (1382-1401)
VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” (1402-1419)

Toko faharoa : Ny sakramenta fanasitranana (1420-1421)

Andalana 4. Ny sakramentan’ny Fivalozana sy ny Fampihavanana (1422)

I. Ahoana no iantsoana ity sakramenta ity ? (1423-1424)
II. Nahoana no misy sakramentan’ny Fampihavanana aorian’ny Batemy ? (1425-1426)
III. Ny fibebahan’ny vita batemy (1427-1429)
IV. Ny fivalozana anaty (1430-1433)
V. Ireo fomba maro fivalozana eo amin’ny fiainana kristianina (1434-1439)
VI. Ny sakramentan’ny Fivalozana sy ny Fampihavanana (1440-1449)
VII. Ny asan’ny mpivalo (1450-1460)
VIII. Ny Mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity (1461-1467)
IX. Ny vokatr’ity sakramenta ity (1468-1470)
X. Ny endolzansy (1471-1479)
XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana (1480-1498)

Andalana 5.  Ny fanosorana ny marary (1499)

I. Fiorenany ao amin’ny fitantanam-pamonjena (1500-1513)
II. Iza no mandray ary iza no manome ity sakramenta ity ? (1514-1516)
III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ? (1517-1519)
IV. Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity (1520-1523)
V. Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina (1524-1532)

Toko fahatelo : Ny sakramenta fiandraiketana ny fiombonana (1533-1535)

Andalana 6. Ny sakramentan’ny Filaharana (1536)

I. Nahoana no antsoina hoe Filaharana, ity sakramenta ity ? (1537-1538)
II. Ny sakramentan’ny Filaharana ao amin’ny fitantanam-pamonjena (1539-1553)
III. Ny ambaratonga telo amin’ny sakramentan’ny Filaharana (1554-1571)
IV. Ny fankalazana amin’ity sakramenta ity (1572-1574)
V. Iza no mahazo manome ity sakramenta ity ?  (1575-1576)
VI. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ?  (1577-1580)
VII. Ny vokatry ny sakramentan’ny Filaharana (1581-1600)

Andalana 7. Ny sakramentan’ny Fanambadiana (1601)

I. Ny fanambadiana ao amin’ny fandaharan’Andriamanitra (1602-1620)
II. Ny fankalazana amin’ny Fanambadiana (1621-1624)
III. Ny fanekena hivady (1625-1637)
IV. Ny vokatry ny sakramentan’ny Fanambadiana (1638-1642)
V. Ny soa sy ny takìn’ny fitiavan’ny mpivady (1643-1654)
VI. Ny Fiangonana ao an-tokantrano (1655-1666)

Toko fahefatra : Ny fankalazana litorzika hafa  

Andalana 1. Ny sakramentaly (1667-1679)

Andalana 2. Ny fandevenana kristianina (1680)

I. Ny Paka faran’ny kristianina (1681-1683)
II. Ny fankalazana amin’ny fandevenana (1684-1690)

Fizarana fahatelo
Ny fiainana ao amin’i kristy 
(1691-1698)

SAMPANA VOALOHANY : Ny fiantsoana  ny olombelona : ny fiainana ao amin’ny fanahy (1699)

Toko voalohany : Ny fahamendrehan’ny olombelona (1700)

Andalana 1. Ny olombelona endrik’Andriamanitra (1701-1715)

Andalana 2. Ny fiantsoana antsika ho amin’ny hasambarana

I. Ny hasambarana (1716-1717)
II. Ny faniriana ho sambatra (1718-1719)
III. Ny hasambarana  kristianina (1720-1729)

Andalana 3. Ny fahafahan’ny olombelona (1730)

I. Fahafahana sy andraikitra (1731-1738)
II. Ny fahafahan’ny olombelona eo amin’ny fitantanam-pamonjena (1739-1748)

Andalana 4. Ny toetram-pitondran-tena amin’ny asan’ny olombelona (1749)

I. Ny loharano ipoiran’ny toetram-pitondran-tena (1750-1754)
II. Ny asa tsara sy ny asa ratsy (1755-1761)

Andalana 5. Ny toetram-pitondran-tena amin’ny firehetam-po (1762)

I. Ny firehetam-po (1763-1766)
II. Firehetam-po sy fiainana ara-môraly (1767-1775)

Andalana 6. Ny kônsiansy môraly (1776)

I. Ny fitsaràn’ny kônsiansy (1777-1782)
II. Ny fanabeazana ny kônsiansy (1783-1785)
III. Misafidy araka ny kônsiansy (1786-1789)
IV. Ny fitsaràna diso (1790-1802)

Andalana 7. Ny herim-panahy (1803)

I. Ny herim-panahy maha-olombelona (1804-1811)
II. Ny herim-panahy avy amin’Andriamanitra (1812-1829)
III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina (1830-1845)

Andalana 8. Ny fahotana

I. Ny famindram-po sy ny fahotana (1846-1848)
II. Ny famaritana ny fahotana (1849-1851)
III. Ny fahamaroan-karazam-pahotana (1852-1853)
IV. Ny halehiben’ny fahotana : fahotana mahafaty sy fahotana madinika (1854-1864)
V. Ny fihanaky ny fahotana (1865-1876)

Toko faharoa : Ny fiombonamben’ny olombelona (1877)

Andalana 1. Ny olona sy ny fiaraha-monina

I. Toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona (1878-1885)
II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina (1886-1896)

Andalana 2. Ny fandraisana anjara amin’ny fiainam-piaraha-monina

I. Ny fahefana mifehy (1897-1904)
II. Ny soa iombonana (1905-1912)
III. Andraikitra sy fandraisana anjara (1913-1927)

Andalana 3. Ny fahamarinana ara-piaraha-monina  (1928)

I. Ny fanajana ny olombelona (1929-1933)
II. Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona (1934-1938)
III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona (1939-1948)

Toko fahatelo : Ny famonjen’Andriamanitra : ny lalàna sy ny fahasoavana (1949)

Andalana 1. Ny lalàna môraly (1950-1953)

I. Ny lalàna môraly voa-Janahary (1954-1960)
II. Ny Lalàna taloha (1961-1964)
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely (1965-1986)

Andalana 2. Fahasoavana sy fanamarinana

I. Ny fanamarinana (1987-1995)
II. Ny fahasoavana  (1996-2005)
III. Ny mahamendri-balisoa (2006-2011)
IV. Ny fahamasinana kristianina (2012-2029)

Andalana 3. Ny Fiangonana, reny sady mpanabe  (2030-2031)

I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana (2032-2040)
II. Ny didin’ny Fiangonana  (2041-2043)
III. Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera (2044-2051)

Ny didy folo 

SAMPANA FAHAROA : Ny didy folo (2052-2082)

Toko voalohany : “Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao, amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo” (2083)

Andalana 1. Ny didy voalohany

I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy” (2084-2094)
II. “Aminy irery no hivavahanao” (2095-2109)
III. “Tsy hanana andriamanitra hafa eo anatrehako ianao”  (2110-2128)
IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao …”  (2129-2141)

Andalana 2. Ny didy faharoa  

I. Masina ny anaran’ny Tompo (2142-2149)
II. Ny anaran’ny Tompo tonontononim-poana (2150-2155)
III. Ny anarana kristianina (2156-2167)

Andalana 3. Ny didy fahatelo

I. Ny andro sabata  (2168-2173)
II. Ny andron’ny Tompo (2174-2195)

Toko faharoa  : “Ho tia ny namanao tahaka ny tenanao ianao” (2196)

Andalana 4. Ny didy fahefatra (2197-2200)

I. Ny fianakaviana ao amin’ny drafitr’asan’Andriamanitra (2201-2206)
II. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina (2207-2213)
III. Adidin’ny tsirairay ao amin’ny fianakaviana (2214-2231)
IV. Ny fianakaviana sy ny Fanjakan’Andriamanitra (2232-2233)
V. Ny fahefana mifehy eo amin’ny fiaraha-monin’ny olom-pirenena (2234-2257)

Andalana 5. Ny didy fahadimy (2258)

I. Ny fanajana ny ain’olombelona (2259-2283)
II. Ny fanajana ny hasina maha-olona (2284-2301)
III. Ny fiarovana ny fandriampahalemana (2302-2330)

Andalana 6. Ny didy fahenina

I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo …” (2331-2336)
II. Ny fiantsoan’Andriamanitra ho amin’ny fahadiovam-pitiavana (2337-2359)
III. Ny fifankatiavan’ny mpivady (2360-2379)
IV. Ny fahotana amin’ny hasin’ny fanambadiana (2380-2400)

Andalana 7. Ny didy fahafito (2401)

I. Ny anjara voatokana ho an’ny daholobe momba ny fananana sy ny anjara fananana ho an’ ny tena manokana (2402-2406)
II. Ny fanajana ny olona sy ny fananan’izy ireo (2407-2418)
III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy (2419-2425)
IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina (2426-2436)
V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena (2437-2442)
VI. Ny fitiavana ny mahantra (2443-2463)

Andalana  8. Ny didy fahavalo (2464)

I. Ny miaina ao anatin’ny fahamarinana (2465-2470)
II. “Mijoro ho vavolombelon’ny fahamarinana” (2471-2474)
III. Ny fahotana manohitra ny fahamarinana (2475-2487)
IV. Ny fanajana ny marina (2488-2492)
V. Ny fampiasana ny fitaovam-pifandraisan’ny mpiara-belona (2493-2499)
VI. Fahamarinana, hatsara sy haikanto masina (2500-2513)

Andalana 9. Ny didy fahasivy  (2514-2516)

I. Ny fandiovana ny fo (2517-2519)
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana (2520-2533)

Andalana 10. Ny didy fahafolo (2534)

I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana (2535-2540)
II. Ny fanirian’ny Fanahy (2541-2543)
III. Ny fahantran’ny fo (2544-2547)
IV. “Te-hahita an’Andriamanitra aho”(2548-2557)

Fizarana fahefatra
Ny fivavahana  kristianina

SAMPANA VOALOHANY : Ny fivavahana eo amin’ny fiainana kristianina  (2558)

Inona no atao hoe fivavahana ?  (2559-2565)

Toko voalohany : Ny fanambaràna ny fivavahana - Ny antso ho an’ny daholobe ho amin’ny fivavahana  (2566-2567)

Andalana 1. Ao amin’ny Testamenta Taloha (2568-2597)

Andalana 2. Ao amin’ny hafenoan’ny fotoana (2598-2622)

Andalana 3. Amin’ny andron’ny Fiangonana (2623-2625)

I. Ny fisaorana sy fitsaohana  (2626-2628)
II. Ny vavaka fangatahana (2629-2633)
III. Ny vavaka fitalahoana (2634-2636)
IV. Ny vavaka fisaorana (2637-2638)
V. Ny vavaka fiderana  (2639-2649)

Toko faharoa : Ny lovam-panahy momba ny fivavahana (2650-2651)

Andalana 1. Ny loharanon’ny  fivavahana (2652-2662)

Andalana 2. Ny lalan’ny fivavahana (2663-2682)

Andalana 3. Ireo Mpitarika amin’ny fivavahana (2683-2696)

Toko fahatelo : Ny fiainam-bavaka (2697-2699)

Andalana 1. Ny fanehoam-bavaka

I. Ny vavaka am-bava (2700-2704)
II. Ny fandinihana masina (2705-2708)
III. Ny vavaka am-po (2709-2724)

Andalana 2. Ny tolom-bavaka (2725)

I. Ireo hevitra manohitra ny fivavahana (2726-2728)
II. Fo miambina amim-panetren-tena (2729-2733)
III. Ny fitokiana maha-zanaka (2734-2741)
IV. Mitozoa  amin’ny fitiavana (2742-2745)

Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa (2746-2758)

SAMPANA FAHAROA : Ny vavaky ny Tompo : “Rainay !“ (2759-2760)

Andalana 1. “Famintinina ny Evanjely manontolo” (2761)

I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra (2762-2764)
II. “Vavaky ny Tompo” (2765-2766)
III. Vavaky ny Fiangonana (2767-2776)

Andalana 2. “Rainay any an-danitra”

I. “Sahia isika manatona amim-pitokiana tanteraka” (2777-2778)
II. “Ray !”  (2779-2785)
III. Rai“nay” (2786-2793)
IV. “Izay any an-danitra” (2794-2802)

Andalana 3. Ny fangatahana fito (2803-2806)

I. “Hohamasinina anie ny Anaranao” (2807-2815)
II. “Ho tonga anie ny Fanjakanao” (2816-2821)
III. “Ho tanteraka anie ny Sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra” (2822-2827)
IV. “Omeo  anay anio ny haninay isan’andro” (2828-2837)
V. “Avelao ny fahotanay, tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay” (2838-2845)
VI. “Aza avela ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay” (2846-2849)
VII. “Fa manafaha anay amin’ny Ratsy” (2850-2854)

Tenim-boninahitra farany (2855-2865)

 

 

 

top